Olon' i Neanderthal
Apparence
I Olon' i Neanderthal, (Homo neanderthalensis na H. sapiens neanderthalensis), dia karazam-biby efa lany tamingana na zana-karazan' olombelona tranainy niaina tany Eorazia hatramin' ny 40 000 taona lasa izay.
Ny karazana, Neanderthal 1, dia hita tamin' ny taona 1856 tao amin' ny Lohasahan' i Neander (de: Neandertal) any Alemaina ankehitriny.
Neanderthal koa ny Kimosy ?
[hanova | hanova ny fango]Heverina fa mety ho anisan' io karazana io koa ny Kimosy malagasy. Na izany aza, tsy hita ny taolam-paty sy ny porofo marim-pototra. Voninahitra sy haja ho an' izay mahita voalohany.