Vondronosy Canarias
Fiseho
(tonga teto avy amin'ny Nosy Kanaria)

Vondronosy Canarias dia vondronosy an' i Espaina, ao amin' ny Ranomasimbe Atlantika. Manana velarana 7 447 km2 sy misy mponina 2 101 924. Atao hoe Islas Canarias izy amin' ny teny espaniôla.
Ny tanan-dehibe dia i Santa Cruz de Tenerife sy i Las Palmas de Gran Canaria.
Ny nosy fito lehibe mamorona ilay vondronosy dia ireto: