Nofon-tany
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Ny nofon-tany dia fifangaroan'ny zavatra organika, mineraly, etona, ranon-javatra ary zavamananaina miara-mihazona ny aina. Manana anjara asa efatra nhy nofon-tany: fitaovana ahafahan'ny zavamaniry mitombo, fitaovana fitehirizan-drano, famatsiana ary fanadiovana, ny fanovana ny atmosfera eto an-tany, ary toeram-ponenan’ny zavamananaina. Ireo asa rehetra ireo indray no manova ny tany sy ny toetrany.