Nikita Khrushchev
Fiseho
| Nikita Khrushchev | |||
| Ankapobeny | |||
| Anarana | Nikita Khrushchev | ||
| Teraka | 15 Aprily 1894 | ||
| Toerana | - | ||
| Maty | 11 Septambra 1971 | ||
| Fiaviana sy ny andraikitra | |||
| Firenena | |||
| Asa : | |||
| Fiainana manokana | |||
I Nikita Khrushchev dia mpanao pôlitika tao amin' ny Firaisan' ny Repoblika Sôsialista Sôvietika teraka tamin' ny 15 Avrily 1894 ary maty tamin' ny 11 Septambra 1971 tao Môskva.
Izy no sekretera voalohany tao amin'ny Antoko Komonista an'ny Firaisana Sovietika nanomboka tamin'ny 1953 ka hatramin'ny 1964.
Ny fiainany manokana
[hanova | hanova ny fango]Ny vadiny dia i Nina Khrushchev. Ny zanany dia i Sergei Khrushchev.