Hankany amin'ny vontoatiny

Niassa

Avy amin'i Wikipedia

13°18′46″S 35°14′26″E / 13.312780°S 35.240560°E / -13.312780; 35.240560

Niassa
Velarantany129,056 km2
Haavo
Isan'ny mponina1,810,794
Renivohitra-
Ben'ny tanàna
Firenena Mozambika
Fanjakana
FaritanyNiassa
Faritra
Tanàna mifanolo-bodirindrina
Niassa - Mozambika

Faritanin'i Niassa (portogey : província de Niassa ) dia iray amin'ireo faritany iraika ambin'ny folo ao  Mozambika. Ny renivohiny dia ny tanànan'i Lichinga .


Jeografia

[hanova | hanova ny fango]

Ny velarantanin'ilay tanàna dia 129.056 km2. Manamorona ny avaratra amin’i Tanzania izy io; any atsinanana ny faritanin'i Cabo Delgado, any atsimo ny faritanin’i Nampula (faritany) sy Zambézia, any andrefana amin'ny Farihy Nyassa.

Ny faritanin'i Niassa dia mizara ho distrika 15 amin'ny:

Kaominina

[hanova | hanova ny fango]

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]