Mostar
Fiseho
43°20′N 17°48′E / 43.333°N 17.800°E
Mostar
| |||
| Velarantany | 1 175 km2 | ||
| Isan'ny mponina | 113,169 | ||
| Tanàn-dehibe | |||
| Ben'ny tanàna | |||
| Firenena | Bôsnia-Herzegôvina | ||
| Fanjakana | |||
| Faritany | |||
| Faritra | Herzegovina-Neretva | ||
| Tanàna mifanolo-bodirindrina | Sarajevo | ||
Mostar (Fiteny serba: Мостар) no tanàna lehibe indrindra any Herzegovina, faritra atsimon'i Bôsnia-Herzegôvina, ary tanàna fahenina lehibe indrindra ao amin'ny firenena. Renivohitry ny Canton Herzegovina-Neretva an'ny Federasionan'i Bosnia sy Herzegovina izy io ary misy mponina 113.000 eo ho eo.
Renirano: Neretva
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]
Lahatsoratra Ilaina
[hanova | hanova ny fango]|
|
| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Mostar |