Moshe Dayan
Apparence
Moshe Dayan | |||
Ankapobeny | |||
Anarana | Moshe Dayan | ||
Teraka | 20 Mey 1915 | ||
Maty | 16 Oktobra 1981 | ||
Fiaviana sy ny andraikitra | |||
Firenena | Israely | ||
Asa : | |||
Fiainana manokana | |||
I Moshe Dayan (hebreo מֹשֶׁה דַּיָּן ), teraka tamin'ny 20 Mey 1915 tao Kibbutz Degania Alef; maty ny 16 Oktobra 1981 tao Tel Aviv) dia jeneraly sy mpanao politika israeliana.
- Nanomboka tamin'ny 1953 ka hatramin'ny 1958 izy no Lehiben'ny Etamazaoro Jeneraly (Ramatkal) tao amin'ny Tafika Fiarovana Israeliana.
- Nanomboka tamin'ny 1959 dia mpikambana tao amin'ny Knesset izy, tamin'ny voalohany ho an'ny Zionista Mapai na Avoda (Antoko Mpiasa) ankavia.
- Minisitry ny Fambolena (1959–1964) izy ary Minisitry ny Fiarovana (1967–1974).
- Niala tamin'ny antoko i Dayan tamin'ny 1977 ary lasa minisitry ny raharaham-bahiny teo ambany fitarihan'i Menahem Begin.