Moncef Marzouki
Fiseho
| Moncef Marzouki | |||
| Ankapobeny | |||
| Anarana | Moncef Marzouki | ||
| Teraka | 7 Jolay 1945 | ||
| Toerana | - | ||
| Fiaviana sy ny andraikitra | |||
| Asa : | |||
| Fiainana manokana | |||
Moncef Marzouki dia mpanao politika, Dokotera, mpanoratra teraka ny 7 Jolay 1945
Ny fiainany manokana
[hanova | hanova ny fango]Ny vadiny dia Beatrix Rhein.
Tamin'ny taona 2012, niantso ny fampiraisana an'i Tonizia sy Libya i Moncef Marzouki.
Tamin'ny Novambra 2021, i Moncef Marzouki dia niharan'ny didy fampisamborana iraisam-pirenena noho ny fanohintohinana ny fiarovam-panjakana.
