Moka anôfela

Avy amin'i Wikipedia
Moka anôfela

Ny moka anôfela dia moka mpamindra ny tazomoka amin' ny biby sy ny olombelona. Miisa 464 ny karazana mola anôfela fantatra ankehitriny, nefa ny 68 ihany no mamondra ny kantsentsitra pasmôdiôma (Plasmodium) amin' ny olombelona. Ao Afrika atsimon' i Saharà, any Azia, any Amerika Afovoany, any amin' ireo nosy Antillia ary any Amerika Atsimo no tena ahitana an' io karazana moka io.