Misterin' ny Paska

Avy amin'i Wikipedia

Ny misterin' ny Paska dia dôgma kristiana avy amin' ny fahafatesan' i Jesoa Kristy ny fitsanganany tamin' ny maty tamin' ny alin' ny Paska. Ny teny hoe mistery na mistera dia manondro fa fahalalana mihoatra noho ny fahalalan' olombelona izy io nefa ny fahatakarana ampahany sy mivoatra no atolotr' Andriamanitra. Io dôgma io no ivon' ny finoana kristiana satria manamafy ny maha olombelona sy ny maha Andriamanitra an' i Jesoa Kristy.