Mississipi (renirano)
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Ny Mississipi dia renirano any Amerika Avaratra, ary izy dia mifitan'ny faritra ampivoan'ny etazonia, Misosa avy amin'ny avaratra ny Minnesota hatrany amin'ny golfa ny Meksika.
Manana alava 3.780 kilometatra : ny Missouri ny renirano ngeza non'i Mississipi, ny alava n'ireo renirano roa dia miaotra ny 6.800 km, ary ra atamarana ny alavany, izy ireo no renirano isa-ny ngeza indrindra.
Tamin'ny fitaona Prekolombiana, efa lalan-drano ary miantso azy Meschacebe ny Teratany ny amerika (rain'ny rano). Mila ny Mississipi ny ekonomia amerikana.
![]() |
I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Mississippi River |