Hankany amin'ny vontoatiny

Michelle Bachelet

Avy amin'i Wikipedia
Michelle Bachelet
Ankapobeny
AnaranaMichelle Bachelet
Teraka29 Septambra 1951
Toerana-
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Silia
Asa :
Fiainana manokana

Michelle Bachelet dia mpanao politika teraka ny 29 Septambra 1951. Izy no filohan'i  Silia tamin'ny taona 2006-2010 sy 2014-2018.

nodimbiasany Filoham-pirenena Silia mpandimby
Ricardo Lagos
2000-2006
Michelle Bachelet
2006-2010 sy 2014-2018
Sebastián Piñera
2010-2014 sy 2018-2022

Ny fiainany manokana

[hanova | hanova ny fango]

I Alberto Bachelet no rainy. Ny zanany dia Sebastián Dávalos.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany

[hanova | hanova ny fango]
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.