Michelangelo Buonarroti
Fiseho
(tonga teto avy amin'ny Michel-Ange)
| Michel-Ange | |||
| Ankapobeny | |||
| Anarana | Michel-Ange | ||
| Teraka | 15 Martsa 1475 | ||
| Toerana | - | ||
| Maty | 28 Febroary 1564 | ||
| Fiaviana sy ny andraikitra | |||
| Firenena | Italia | ||
| Asa : | |||
| Fiainana manokana | |||
I Michelangelo Buonarroti , izay ataon' ny Frantsay hoe Michel-Ange, dia mpanao sary sokitra, mpanao hosodoko, mpanao mari-trano, pôeta ary mpandrindra tanàn-dehibe flôrentina (italiana), teraka tamin' ny 6 na 15 Marsa 1475 tao Caprese (Repoblikan' i Firenze) ary maty tamin' ny 28 Febroary 1564 tao Rôma (Fanjakana Pôntifikaly).
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Rohy ivelany
[hanova | hanova ny fango]- Ao amin'i Freebase: Archived Jiona 11, 2013 at the Wayback Machine
