Metafizika

Avy amin'i Wikipedia

Ny metafizika dia sampan' ny taranja filozofia mandalina izay ivelan' ny zavaboary (mihoa-draha) sy ny zava-misy mety ho tsapan' ny fitaovam-pandrenesana, ka mikatsaka ny fototra iorenan' ny fisainana sy ny fahalalana. Andinihana ny olombelona sy ny fanahy ny metafizika, izany hoe mifanohitra tanteraka amin' ny siantsa satria fandalinana ny zavatra tsy voarain' ny taovam-pandrenesan' olombelona tanteraka.