Marsa (fajiry)
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Marsa (marika: ) dia fajiry na planeta faha efatry ny lamin'ny masoandro. Izy ny fajiry kely indrindra eo aorian'ny Merkora. Ao amin'ny fianankavian'ny planety teliorika izy. Ny anarany dia avy amin'ny andriamanitra Marsa, anarana romanan'ny andriamanitra grika Ares. Noho ny endriny mena dia atao hoe koa Fajiry Mena koa ny anarany.
Nanomboka tamin'ny 1960 ny fanbdehanana teny amin'ny habakabaka mba hahafantatra ny mombamomba an'i Marsa : ny jeografiany, ny atmosferany, sns.
Manana satelita roa i Marsa : i Phobos sy i Deimos; araka ny fedrà grika, anaran'ny zanak'i Ares ireo anarana ireo.
Tondro ara-pizika[hanova | hanova ny fango]
Jeografia[hanova | hanova ny fango]
Jeolojia[hanova | hanova ny fango]
Atmosfera sy toe-tany[hanova | hanova ny fango]
Astronomia[hanova | hanova ny fango]
- Ireo fajirin'ny Masoandro