Tenim-pinoana: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-6: Andalana faha-6:


* [[Fanekem-pinoana]]
* [[Fanekem-pinoana]]
* [[Teôlôjia dôgmatika]]

Endrik'io pejy io tamin'ny 27 Jolay 2020 à 07:24

Ny tenim-pinoana na teny finoana na dôgma (soratana koa hoe dogma) dia petra-kevitra tsy azo iverenana hamboarina indray momba ny foto-pampianaram-pinoana izay ambara fa fahamarinana tsy azo ovana momba ny finoana.

Ao amin'ny fivavahana kristiana, ny tenim-pinoana dia mety ho vokatry ny fanambaràn' Andriamanitra ao amin'ny Soratra Masina na avy amin'ny lovam-pinoana (na lovantsofina) sady ambaranan'ny fahefam-piangonana tsy azo lavina. Amin'ny ankapobeny dia tamin'ireo fifandirana momba ny fampianaram-pinoana no nandraiketana ny ankamaroan'ny tenim-pinoana ka nenti-nanorina ny atao hoe "fampianarana marina" (na "ôrtôdôksia") sady nanoherana ireo atao hoe "fampianaran-diso" (na "herezia").

Jereo koa: