Lohataona: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra: lohataona: taom-baovao malagasy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-2: Andalana faha-2:

Raha zaraina efatra mitovy ny taona iray dia izao: ao amin'ny ila-bolantany avaratra dia mahafaoka ny volana Marsa sy Avrily ary Mey ny lohataona fa ao amin'ny ila-bolantany atsimo kosa dia manambatra ny volana Septambra sy Oktobra ary Novambra.

Ny [[Taom-baovao malagasy|taom-baovao malagasy]] dia ankalazaina amin'ny lohataona amin'ny volana Septambra ho an'ny Malagasy sasany. Ny hafa kosa dia mihazona ny [[Alahamady]] izay heveriny fa amin'ny fotoan'ny [[fararano]] amin'ny volana Marsa na Avrily manakaiky ny 21 Marsa.

Ny fankalazana ny fiandohan'ny lohataona dia misy milaza fa natao tamin'ny faritra maro teto Madagasikara.

== Jereo koa: ==
== Jereo koa: ==

Endrik'io pejy io tamin'ny 18 Martsa 2019 à 04:40

Ny lohataona no fizaran-taona voalohany amin'ny taona. Manomboka mitsiry sy maniry avokoa ireo zava-maniry nihintsina nandritra ny ririnina.

Raha zaraina efatra mitovy ny taona iray dia izao: ao amin'ny ila-bolantany avaratra dia mahafaoka ny volana Marsa sy Avrily ary Mey ny lohataona fa ao amin'ny ila-bolantany atsimo kosa dia manambatra ny volana Septambra sy Oktobra ary Novambra.

Ny taom-baovao malagasy dia ankalazaina amin'ny lohataona amin'ny volana Septambra ho an'ny Malagasy sasany. Ny hafa kosa dia mihazona ny Alahamady izay heveriny fa amin'ny fotoan'ny fararano amin'ny volana Marsa na Avrily manakaiky ny 21 Marsa.

Ny fankalazana ny fiandohan'ny lohataona dia misy milaza fa natao tamin'ny faritra maro teto Madagasikara.

Jereo koa: