Roger Federer: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
[[Sary:Roger Federer (26 June 2009, Wimbledon) 2 new.jpg|thumb|right|Roger Federer]]
[[Sary:Roger Federer (26 June 2009, Wimbledon) 2 new.jpg|thumb|right|Roger Federer]]


'''Roger Federer''' (teraka ny [[8 Aogositra]] [[1981]] tany [[Bâle]], [[Soisa]]) dia olom-pirenena soisa mpilalao tenisy arak'asa izay mpilalao faharoa eo amin'ny laharan'ny ATP. Voalohany tao amin'ny laharana ATP izy mandritry ny herinandro 285. I [[Pete Sampras]] irery no naharitra mihoatr'izany (herinandro 286).
'''Roger Federer''' (teraka ny [[8 Aogositra]] [[1981]] tany [[Bâle]], [[Soisa]]) dia olom-pirenena soisa mpilalao tenisy arak'asa izay mpilalao faharoa eo amin'ny laharan'ny ATP. Voalohany tao amin'ny laharana ATP izy mandritry ny herinandro 308. Izay 287 herinandro nisesy.


Nandresy tao [[Australia Open]] izy ny taona 2004, 2006, 2007 ary 2010. Nandresy tao [[Rolland Garros]] koa izy tamin'ny taona 2009. Nandresy tao [[Wimbledon]] koa izy tamin'ny taona 2003, 2004, 2005, 2006, 2007, 2009, 2012, ny [[US Open]] tamin'ny taona 2004, 2005, 2006, 2007, 2008.
Nandresy tao [[Australia Open]] izy ny taona 2004, 2006, 2007, 2010 ary 2017. Nandresy tao [[Rolland Garros]] koa izy tamin'ny taona 2009. Nandresy tao [[Wimbledon]] koa izy tamin'ny taona 2003, 2004, 2005, 2006, 2007, 2009, 2012, ary 2017 ny [[US Open]] tamin'ny taona 2004, 2005, 2006, 2007, 2008.





Endrik'io pejy io tamin'ny 28 Martsa 2018 à 04:15

Roger Federer

Roger Federer (teraka ny 8 Aogositra 1981 tany Bâle, Soisa) dia olom-pirenena soisa mpilalao tenisy arak'asa izay mpilalao faharoa eo amin'ny laharan'ny ATP. Voalohany tao amin'ny laharana ATP izy mandritry ny herinandro 308. Izay 287 herinandro nisesy.

Nandresy tao Australia Open izy ny taona 2004, 2006, 2007, 2010 ary 2017. Nandresy tao Rolland Garros koa izy tamin'ny taona 2009. Nandresy tao Wimbledon koa izy tamin'ny taona 2003, 2004, 2005, 2006, 2007, 2009, 2012, ary 2017 ny US Open tamin'ny taona 2004, 2005, 2006, 2007, 2008.


Rohy ivelany