Tôlà: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy vaovao: olona resahina ao amin'ny Baiboly
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
I '''Tola''' na '''Tôlà''' dia mpitsara tao Israely izay nandimby an'i [[Abimeleka]] mpitsara nanandrana ny ho mpanjaka. ''Tôlāʻ'' no fanononana ilay anarana amin'ny teny hebreo. Nitondra ny Zanak'i Israely nandritra ny 23 taona i Tola (Mpit. 10:1-2.). I [[Jairo]] no mpitsara nandimby azy.
I '''Tola''' na '''Tôlà''' dia mpitsara tao Israely izay nandimby an'i [[Abimeleka]] mpitsara nanandrana ny ho mpanjaka. ''Tôlāʻ'' no fanononana ilay anarana amin'ny teny hebreo. Nitondra ny Zanak'i Israely nandritra ny 23 taona i Tola (Mpit. 10:1-2.). I [[Jaira]] no mpitsara nandimby azy.


== Jereo koa: ==
== Jereo koa: ==

Endrik'io pejy io tamin'ny 27 Febroary 2018 à 04:43

I Tola na Tôlà dia mpitsara tao Israely izay nandimby an'i Abimeleka mpitsara nanandrana ny ho mpanjaka. Tôlāʻ no fanononana ilay anarana amin'ny teny hebreo. Nitondra ny Zanak'i Israely nandritra ny 23 taona i Tola (Mpit. 10:1-2.). I Jaira no mpitsara nandimby azy.

Jereo koa: