Teny nibeazana: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications |
|||
Andalana faha-1: | Andalana faha-1: | ||
Ny '''teny nibeazana''', izay lazaina ihany koa fa '''fitenin-dreny''' na '''tenin-dreny''', dia ny fiteny voalohany ianaran'ny ankizy. Amin'ny tranga sasany, rehefa samihafa ny fitenin'ireo raiamandreny izay manabe ilay zaza, dia afaka mamehy ireo teny ireo miaraka ilay zaza. Ary azo lazaina fa teny nibeazany daholo ireo teny roa ireo. |
Ny '''teny nibeazana''', izay lazaina ihany koa fa '''teny ibeazana''', '''fitenin-dreny''' na '''tenin-dreny''', dia ny fiteny voalohany ianaran'ny ankizy. Amin'ny tranga sasany, rehefa samihafa ny fitenin'ireo raiamandreny izay manabe ilay zaza, dia afaka mamehy ireo teny ireo miaraka ilay zaza. Ary azo lazaina fa teny nibeazany daholo ireo teny roa ireo. |
||
== Jereo koa == |
== Jereo koa == |
Endrika tamin'ity 17 Febroary 2014 à 12:19 ity
Ny teny nibeazana, izay lazaina ihany koa fa teny ibeazana, fitenin-dreny na tenin-dreny, dia ny fiteny voalohany ianaran'ny ankizy. Amin'ny tranga sasany, rehefa samihafa ny fitenin'ireo raiamandreny izay manabe ilay zaza, dia afaka mamehy ireo teny ireo miaraka ilay zaza. Ary azo lazaina fa teny nibeazany daholo ireo teny roa ireo.