Sinapy mainty: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
Zavamaniry |
kAucun résumé des modifications |
||
Andalana faha-1: | Andalana faha-1: | ||
[[Sary:Brassica nigra feuilles.JPG|vignette|295x295px|Sinapy mainty]] |

Ny '''sinapy mainty''', izay atao amin' ny anarana ara-tsiansa hoe '''''Brassica nigra''''' na '''''Sinapis nigra''''', dia [[zavamaniry]] maniry isan-taona, ao amin' ny fianakavian' ny ''Brassicaceae'', volena hahazoana ny voany izay ampiasaina mba hanamanitra sy hanatsata tsiro ny nahandro. Misy lailainy toa tsilo ny tahobeny ambany. Mety mafatrara 1 m na mihoatra izy rehefa lehibe. Amin' ny voana Avrily hatramin' ny Oktobra izy no mamony. Mirefy 1 hatramin' ny 3 mm eo ny savaivon' ny voany. Rehefa masaka ny voany dia miloko volontakatra manopy mainty sady manana tsiro mafana toy ny an' ny [[Sakay (zavamaniry)|sakay]]. |

== Jereo koa == |
|||
* [[Sinapy]] |
Endrik'io pejy io tamin'ny 13 Oktobra 2021 à 13:46
Ny sinapy mainty, izay atao amin' ny anarana ara-tsiansa hoe Brassica nigra na Sinapis nigra, dia zavamaniry maniry isan-taona, ao amin' ny fianakavian' ny Brassicaceae, volena hahazoana ny voany izay ampiasaina mba hanamanitra sy hanatsata tsiro ny nahandro. Misy lailainy toa tsilo ny tahobeny ambany. Mety mafatrara 1 m na mihoatra izy rehefa lehibe. Amin' ny voana Avrily hatramin' ny Oktobra izy no mamony. Mirefy 1 hatramin' ny 3 mm eo ny savaivon' ny voany. Rehefa masaka ny voany dia miloko volontakatra manopy mainty sady manana tsiro mafana toy ny an' ny sakay.