Tenim-pinoana: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications |
kAucun résumé des modifications |
||
Andalana faha-1: | Andalana faha-1: | ||
Ny '''tenim'''-'''pinoana''' na '''teny''' '''finoana''' na '''dôgma''' (soratana koa hoe '''dogma''') dia petra-kevitra tsy azo iverenana hamboarina indray momba ny foto-pampianaram-pinoana izay ambara fa fahamarinana tsy azo ovana momba ny finoana. |
Ny '''tenim'''-'''pinoana''' na '''teny''' '''finoana''' na '''dôgma''' (soratana koa hoe '''dogma''') dia petra-kevitra tsy azo iverenana hamboarina indray momba ny foto-pampianaram-pinoana izay ambara fa fahamarinana tsy azo ovana momba ny finoana. |
||
Ao amin'ny [[fivavahana kristiana]], ny tenim-pinoana dia mety ho vokatry ny fanambaràn' Andriamanitra ao amin'ny [[Soratra Masina]] na avy amin'ny lovam- |
Ao amin'ny [[fivavahana kristiana]], ny tenim-pinoana dia mety ho vokatry ny fanambaràn' Andriamanitra ao amin'ny [[Soratra Masina]] na avy amin'ny [[lovam-pampianarana]] (na lovantsofina) sady ambaranan'ny fahefam-piangonana tsy azo lavina. Amin'ny ankapobeny dia tamin'ireo fifandirana momba ny fampianaram-pinoana no nandraiketana ny ankamaroan'ny tenim-pinoana ka nenti-nanorina ny atao hoe "fampianarana marina" (na "ôrtôdôksia") sady nanoherana ireo atao hoe "[[Fampianaran-diso (fivavahana)|fampianaran-diso]]" (na "herezia"). |
||
== Jereo koa: == |
== Jereo koa: == |
Endrika tamin'ity 1 Oktobra 2021 à 10:18 ity
Ny tenim-pinoana na teny finoana na dôgma (soratana koa hoe dogma) dia petra-kevitra tsy azo iverenana hamboarina indray momba ny foto-pampianaram-pinoana izay ambara fa fahamarinana tsy azo ovana momba ny finoana.
Ao amin'ny fivavahana kristiana, ny tenim-pinoana dia mety ho vokatry ny fanambaràn' Andriamanitra ao amin'ny Soratra Masina na avy amin'ny lovam-pampianarana (na lovantsofina) sady ambaranan'ny fahefam-piangonana tsy azo lavina. Amin'ny ankapobeny dia tamin'ireo fifandirana momba ny fampianaram-pinoana no nandraiketana ny ankamaroan'ny tenim-pinoana ka nenti-nanorina ny atao hoe "fampianarana marina" (na "ôrtôdôksia") sady nanoherana ireo atao hoe "fampianaran-diso" (na "herezia").