Aller au contenu

Manantenina (fitrandrahana)

Avy amin'i Wikipedia

Ny toeram-pitrandrahana ao Mantenina dia toeram-pitrandrahana lehibe any amin' ny faritra atsimo amin' i Madagasikara ao amin' ny Faritra Anosy. Ity toerana ity, izay any Manantenina, dia anisan' ny tahiry baoksita lehibe indrindra eto Madagasikara ary iray amin' ny lehibe indrindra aty Afrika, tombanana ho 165 tapitrisa taonina ary ny 41 % amin' izany no ôksidana viraty na alominina.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]