Madagasikara (zavamaniry)

Avy amin'i Wikipedia

Zavamaniry ny madagasikara. Fleur de Noël no fiantsoana azy amin' ny teny frantsay. Ny nahatonga ny anarany hoe madagasikara dia satria rehefa aforitra roa ny raviny dia toa manome ny sarin-tanin' i Madagasikara.