Madagascar (horonantsary, 2005)
Aller à la navigation
Aller à la recherche
|
Ny Madagascar dia horonantsary ny DreamWorks Animation Studios, nivoaka tamin'ny 25 Mey 2005. Afaka hitantsika ao i Ben Stiller (manome feo an'i Alex, ilay liona), Jada Pinkett Smith (milalao an'i Gloria, iay soavalindrano), Chris Rock (milalao an'i Marty, ilay zebra), David Schwimmer (milalao an'i Melman, ilay zirafy), Sacha Baron Cohen (Julien, ilay maki), Cedric the Entertainer, ary i Andy Richter.
Io tantara io dia ahitana ireo biby maromaro izay tonga teto Madagasikara rehefa tratra ny loza teny an-dranomasina ka nahita ireto gidro sy fosa izay tsy fahita raha tsy eto Madagasikara ihany.
Nomena tohiny ilay horonantsary tamin'ny 2008, ary ny anaran'ilay tohiny dia Madagascar: Escape 2 Africa.
Loharano[hanova | hanova ny fango]
- ↑ 1,0 et 1,1 Madagascar (2005). American Film Institute. Retrieved on 19 August 2021.
- ↑ 2,0 2,1 2,2 2,3 et 2,4 Madagascar (2005) - Financial Information. The Numbers. Retrieved on November 4, 2021.
Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]
- ((en)) Tranonkala ofisialy
- ((en)) Madagascar an'i Internet Movie Database
- ((en)) Madagascar an'i Rotten Tomatoes
- ((en)) Madagascar an'i AllMovie
- ((en)) Madagascar an'i Big Cartoon DataBase
- ((fr)) Madagascar an'i Allociné