Lalomena pigmea
Fiseho
Ny lalomena pigmea dia lalomena kely izay teratany any amin' ny ala sy honahona any Afrika Andrefana, indrindra any Liberia, misy mponina vitsy any Sierra Leone, Ginea ary Côte d'Ivoire. Nesorina avy any Nizeria izany. Choeropsis liberiensis na Hexaprotodon liberiensis ny anarany ara-tsiansa.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]- Lalomena malagasy (efa tsy misy intsony)