Kobe Bryant
Fiseho
| Kobe Bryant | |||
| Ankapobeny | |||
| Anarana | Kobe Bryant | ||
| Teraka | 23 Aogositra 1978 | ||
| Toerana | - | ||
| Maty | 26 Janoary 2020 (aged 41) | ||
| Fiaviana sy ny andraikitra | |||
| Firenena | Etazonia | ||
| Asa : | |||
| Fiainana manokana | |||
Kobe Bean Bryant dia mpilalao basikety mizaka ny zom-pirenen'i Etazonia teraka ny 23 Aogositra 1978 tao Philadelphia. Maty ny 26 Janoary 2020 tao Calabasas, CA.
Ny fiainany manokana
[hanova | hanova ny fango]I Joe Bryant no rainy.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Rohy ivelany
[hanova | hanova ny fango]- Ao amin'i Freebase: Archived Aprily 21, 2015 at the Wayback Machine
