Kangoroa

Avy amin'i Wikipedia
Kangoroa

Ny kangoroa dia biby mampinono avy amin'ny fianakaviana Macropodidae (midika hoe "tongotra lehibe"). Amin'ny fampiasa mahazatra ny teny dia ampiasaina hamaritana ny karazana lehibe indrindra amin'ity fianakaviana ity. Ny kangoroa dia teratany any Aostralia sy Ginea Vaovao.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]