Kônsily voalohany tao Tiro

Avy amin'i Wikipedia

Ny kônsily voaloany tao Tiro dia kônsily natao tamin' ny taona 335, tao amin' ny tanànan' i Tiro (na Tira), teo ambany fitarihan' i Eosebiosy avy any Kaisarea. I Atanasiosy avy any Aleksandria, izay nanada tsy hanaraka ny hevitr'i Ariosy, ilay mpanorina ny arianisma, taorian' ny fanafoanany manalasana ny fanambaràny tao amin' ny fiangonana tantanany, dia naongana amin' ny maha eveka azy.