Kôkainina
Fiseho

Ny kôkainina dia fanafody manaitaitra azo avy amin' ny ravin' ny karazana kôka roa teratany any Amerika Atsimo, Erythroxylum coca sy Erythroxylum novogranatense. Io teny io dia avy amin' ny teny frantsay hoe cocaïne, avy amin' ny espaniola hoe coca, farany avy amin' ny ketsoa hoe kúka.