Kôiaka (vahoaka)

Avy amin'i Wikipedia

Ny Kôiaka dia vahoaka mandinga any Afrika Andrefana miorim-ponenana ao afovoan' i Kôtidivoara, indrindra manodidina ny tanànan' i Mankono, ao amin' ny Faritra Béré. Ny fitenin' izy ireo dia ny fiteny kôiaka (na kôiaga), fiteny mande izay tombanana ho 84 000 ny isan' ny mpiteny tamin' ny taona 2017.