Jules Dassin
Fiseho
Jules Dassin
| |||
| Ankapobeny | |||
| Anarana | Jules Dassin | ||
| Teraka | 18 Desambra 1911 | ||
| Toerana | - | ||
| Maty | 31 Martsa 2008 | ||
| Fiaviana sy ny andraikitra | |||
| Firenena | Etazonia | ||
| Asa : | |||
| Fiainana manokana | |||
Jules Dassin dia talen-koronantsary, mpanoratra senariô, mpamoaka horonantsary, mpilalao mizaka ny zom-pirenen'i Etazonia teraka ny 18 Desambra 1911 ary maty ny 31 Martsa 2008 tao Athens
Ny fiainany manokana
[hanova | hanova ny fango]Ny zanany dia Joe Dassin.

