John Moses Browning
Fiseho
| John Moses Browning | |||
| Ankapobeny | |||
| Anarana | John Moses Browning | ||
| Teraka | 23 Janoary 1855 | ||
| Toerana | - | ||
| Maty | 26 Novambra 1926 | ||
| Fiaviana sy ny andraikitra | |||
| Firenena | Etazonia | ||
| Asa : | |||
| Fiainana manokana | |||
John Moses Browning dia mpamorona mizaka ny zom-pirenen'i Etazonia ary mpanamboatra fitaovam-piadiana; teraka ny 23 Janoary 1855 tao Ogden ary maty ny 26 Novambra 1926 tao Belzika
Nahazo patanty 128 ho an'ny teknolojia fitaovam-piadiana izy nandritra ny androm-piainany.
