Johannes Hans Daniel Jensen

Avy amin'i Wikipedia
Johannes Hans Daniel Jensen
Ankapobeny
Anarana Johannes Hans Daniel Jensen
Teraka 25 Jiona 1907
Maty 11 Febroary 1973
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Alemaina
Asa :
Fiainana manokana

Johannes Hans Daniel Jensen dia mpahay fizika mizaka ny zom-pirenen'i Alemaina teraka ny 25 Jiona 1907 ary maty ny 11 Febroary 1973 Taorian'ny ady, Jensen dia mpampianatra tao amin'ny Oniversiten'i Heidelberg. Jensen dia nizara ny antsasaky ny loka Nobel momba ny Fizika tamin'ny 1963 tamin'i Maria Goeppert-Mayer noho ny soso-kevitr'izy ireo momba ny modely akorandriaka nokleary.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.