Jodaisma mpitahiry

Avy amin'i Wikipedia

Ny jodaisma mpitahiry, izay atao hoe koa Masorti, dia firehan'ny jodaisma rabinika izay mandray ny fotokevitry ny fanavaozana nefa tsy mandray izany ho lasan-davitra loatra na lalina loatra. Ny hetsika masorti dia mitonon-tena ho firehana afovoany izay manome lanja ny fahefan' ny Talmud nefa manaraka ny fitsipika amin' ny fomba tsy hentitra loatra sady tsy mila fanajana amin' ny pitsopitsony ny fanapahan-kevitra tany aloha, ka izany no mahatonga ny [raby] ao àminy halalaka kokoa amin' ny fivoasany ny Halakà. Ao Etazonia sy ao Kanada no tena ahitana ny jodaisma mpitahiry.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]