Jiosin' i Malabar

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche
.Jiosin' i Malabar (taona 1900)

Ny Jiosin' i Malabar (Malabar Yehudan) dia taranaky ny Jiosy tao amin' ny Fanjakan' i Cochin, izay ao anatin' i India Atsimo ankehitriny, izay ahitana koa ny tanàna manana seranan-tsambo, dia i Kochi. Niteny amin' ny fiteny jodeô-malaialamo, izay notetenina ao amin' ny Fanjakan' i Kerala. izy ireo taloha.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]