Aller au contenu

Jetrô

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Jetro)
I Jetrô sy i Mosesy, sary nataon' i James Tissot (1896-1900).

I Jetrô dia lehilahy iray nonina tany amin' ny tanin' ny Madianita izay nivahinian' i Mosesy (na Môizy), raha nandositra avy tany Egipta, sady lasa rafozany taty aoriana, araka ny Baiboly. Ny Mozilmana dia manao azy ho mpaminanin' ny Madianita. Atao hoe יתרו / Yiṯrô izy amin' ny teny hebreo fa يثرون / Yathrûn kosa amin' ny teny arabo. Ny Kor'any dia manao azy hoe شعيب / Shu'ayb.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]