Japônezy

Avy amin'i Wikipedia

Ny Japônezy dia mpamaritra anarana ampiasaina rehefa misy zavatra miresaka momba ny Japana, afaka tenenina koa hoe Japoney.

Rehefa miresaka momba ny fiteny ny firaketana, dia tenenina hoe fiteny japoney, na fiteny japoney.

Tantara[hanova | hanova ny fango]

Io fiteny io dia voasintona avy amin'ny fiteny frantsay. Amin'ny teny frantsay, tenenina hoe japonais (API :[ʒapone]).