Jamnia

Avy amin'i Wikipedia

I Jamnia na Iabne na Iavne dia tanàna ao amin' ny distrika afovoany ao Israely ankehitriny. Atao hoe יבנה, / Yavne na Yabne izy amin' ny teny hebreo fa يبنة / Yibnah kosa amin' ny teny arabo.

Tantara[hanova | hanova ny fango]

Taorian' ny fandravan' ny Rômana ny Tempoly faharoa tamin' ny taona 70 dia nahazo alalana tamin' ny Rômana i Yohanan ben Zakkaï mba hamindra ny Sanedrina (na Sinedriona) any Jamnia (izay nantsoin' ny Rômana hoe Iamnia). Maro ireo yeshivot (hebreo: ישיבות: ivon-toeram-pandalinana ny Tôrà sy ny Talmoda) no nandroso tao amin' io tanàna io, ka anisan' izany ny sekolin' i Jamnia. Heverina fa tao no niantombohan' ny jodaisma rabinika.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]