Ilirianina

Avy amin'i Wikipedia

Ny iliriana dia mponina indo-eoropeana nanori-ponenana tamin'ny faritra avaratra-andrefan'ny saikanosy balkanika, izay faritra misy an'i Kroasia, Slovenia, Bosnia, Montenegro ary Albania ankehitriny.