Fitodika iharana

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Iharana (fitsipiteny))
Aller à la navigation Aller à la recherche

Ny fitodika iharana na fitodika zoina iharana ao amin'ny fitsipiteny sy haiteny malagasy araka anjara asa dia ny fitodiky ny fehezanteny ahitana vaniny roa fara-fahakeliny (matoanteny sy lazaina) ka ny matoanteny dia misy tovana -ina, -ana, na tsirinteny sara-droa ha- ... - ina, an- ... - ina, anka- ... -ina, na tovona voa-, na tsofoka -in-.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]