Fitodika tsaraina
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Ny fitodika tsaraina ao amin'ny fitsipiteny sy haiteny malagasy araka anjara asa dia ny fitodiky ny fehezanteny misy entimilaza tsy matoanteny. Mety ho anarana na mpamari-toetra na teny hafa azo atao entimilaza nefa tsy matoanteny ny entimilaza.
Ohatra:
Tsemboka ilay mpangalatra.