Horita (vahoaka)

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche
Faritra nonenan'ny Horita tamin'ny andron'ny alimo.

Ny Horita dia vahoaka nonina tao Azia Minora (na Anatolia) tamin'ny Andro Taloha. Nanorina ny fanjakan'i Horý na Harý izy ireo tamin'ny fiandohan'ny taonarivo faharoa, tao amin'ny faritra mifanila ao avaratr'i Mesopotamia.