Hankany amin'ny vontoatiny

Homs

Avy amin'i Wikipedia

34°44′N 36°45′E / 34.733°N 36.750°E / 34.733; 36.750

Homs
VelarantanyNC
Isan'ny mponina800,000 (?)
Tanàn-dehibeNC
Ben'ny tanànaNC
Firenena Siria
FanjakanaNC
FaritanyNC
FaritraNC
Tanàna mifanolo-bodirindrinaNC
Homs

Homs (arabo-siriana: حمص) dia tanàna lehibe ao Syria ary renivohitry ny faritr'i Homs. Any andrefan'i  Siria no misy azy ao amin'ny lohasaha lonaka Nahr al-Asi ary tanàna fahatelo lehibe indrindra ao amin'ny firenena misy mponina manodidina ny iray tapitrisa; Damaskosy sy Aleppo ihany no be mponina.

Tsy fantatra marina ny mponina ankehitriny. 650.000 hatramin’ny 1.200.000 no tombanana