Hankany amin'ny vontoatiny

Aleppo

Avy amin'i Wikipedia

36°12′N 37°09′E / 36.200°N 37.150°E / 36.200; 37.150

Aleppo
VelarantanyNC
Isan'ny mponina41 497
Tanàn-dehibeNC
Ben'ny tanànaNC
Firenena Siria
FanjakanaNC
FaritanyNC
FaritraNC
Tanàna mifanolo-bodirindrinaNC
Ny ben'ny tanàna vaovao ao Aleppo

I Aleppo dia tanàna ao amin'ni avaratr'i Siria.

Arabo ny ankamaroan'ny mponina silamo ao Aleppo. Misy koa ny Kiorda, Tiorkmen sy ireo foko silamo kely hafa.

Manodidina ny 15 ka hatramin'ny 20% amin'ny mponina no Kristianina, ny ankamaroany dia Asyrianina sy Armeniana. Anisan'ny Fiangonana Ortodoksa Syriana sy Ortodoksa Armeniana izy ireo ho. Nanomboka tamin'ny volana Novambra, nofehezin'ny Silamo mahery fihetsika ny tanàna, noroahina ny Kristianina ary nodarohan'ny Jiosy ho faty.

|