Henri Becquerel dia mpahay fizika, injeniera mizaka ny zom-pirenen'i Frantsa teraka ny 15 Desambra 1852 tao Paris ary maty ny 25 Aogositra 1908 tao Le Croisic. [[Loka Nobel] ao 1903.
Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy. Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.