Henderson, Nevada
Fiseho
36°2′N 114°59′W / 36.033°N 114.983°W
Henderson, Nevada
| |||
| [[File: | |||
| Velarantany | 276,94 km2 | ||
| Haavo | |||
| Isan'ny mponina | 307,928 | ||
| Ben'ny tanàna | |||
| Firenena | |||
| Fanjakana | |||
| Faritany | |||
| Faritra | |||
| Tanàna mifanolo-bodirindrina | Henderson, Nevada | ||
Henderson ao
Nevada, dia tanàna iray ao amin'ny fanjakan'i Nevada, ao
Etazonia
.
Tanàna mitombo haingana indrindra ao amin'ny firenena: 175.381 ny isan'ny mponina ao aminy, araka ny fanisam-bahoaka tamin'ny taona 2000, fa nanomboka tamin'ny taona 2017 kosa lasa 307.928 ny isan'ny mponina.
Io tanàna io koa no heverina ho iray amin'ireo tanàna tsara fari-piainana indrindra sady ambany indrindra ny tahan'ny heloka bevava ao amin'ny firenena.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]
| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Henderson, Nevada |





