Hankany amin'ny vontoatiny

Heinz Fischer

Avy amin'i Wikipedia
Heinz Fischer
Ankapobeny
AnaranaHeinz Fischer
Teraka9 Oktobra 1938
Toerana-
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Aotrisy
Asa :
Fiainana manokana

Heinz Fischer dia mpanao politika teraka ny 9 Oktobra 1938 tao Graz. Nanomboka tamin'ny 2004 ka hatramin'ny 2016 izy no Filoha Federalin'ny Repoblikan'i  Aotrisy.

Ny fiainany manokana

[hanova | hanova ny fango]

Ny vadiny dia Margit Fischer.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]