Havatsa-UPEM

Avy amin'i Wikipedia

Ny Havatsa-UPEM dia fikambanana mpanoratra sy poeta malagasy. Ny UPEM dia avy amin'ny teny frantsay hoe Union des Poètes et Ecrivains Malgaches.

Tantara[hanova | hanova ny fango]

Tamin'ny 6 septambra 1952 tao Antananarivo no namoronan'ny poeta sy mpanoratra ary mpanao gazety 15 mirahalahy ny HAVATSA-UPEM, dia:


Ny tanjon'ny fikambanana dia ny fanandratana ny teny malagasy amin'ny alalan'ny Haisoratra, fiarovana ny maha Malagasy, fanandratana ny kolontsaina izay mampanankarena antsika. Manana toerana lehibe eo amin'ny fanandratana ny Teny sy ny Haisoratra Malagasy izy.

Loharano[hanova | hanova ny fango]