Odéam Rakoto

Avy amin'i Wikipedia

Odéam Rakoto (1922-1973) dia mpihira, mpanao hatsikana, mpanoratra, ary mpilalao tantara an-tsehatra malagasy. Anisan'ny ahafantarana azy ny hira hoe "Rankizy Malagasy o!", ny tantara an-tsehatra "Dokotera tsy fidiny"

Tantara[hanova | hanova ny fango]

RAKOTOVAO no tena anarany, teraka tamin'ny 22 Aprily 1922 tao Ambohitahara Ambohidratrimo, faritra Analamanga ankehitriny.

Asa soratra sy lalao an-tsehatra[hanova | hanova ny fango]

Fikambanana nisy azy[hanova | hanova ny fango]

Loharano[hanova | hanova ny fango]